Izahay tsy manana PS 5 sy 79$ dia mandany data mijery gameplay ao amin’ny youtube no azonay atao 🤣😭😭😭
40
Soa ihany fa tsy misy « tainkilotra » eto Antananarivo. 🤣
Raha ny zavatra rehetra mandalo ao an-tsaiko noho ny hakamoako an!!
43
Tsy iza tsy iza fa ny apis an’ialahy vaovao
1- Ny anao ny lehibe indrindra hitako hatramin’izay
2- Je n’ai jamais ressenti ça auparavant
3-……..
93
Raha tamin’ny mbola mpianatra aho no tratran’ny embouteillage ohatran’izao efa niala bus dia niverina nody natory fa saingy hoe efa « rangah » ela d tsy maintsy mande miasa 😭
1
93
Iny tantara malaza be omaly sy afakomaly iny izany ilay hoe: « aza matahotra fa namako fotsiny iny » 🤔
91
« Je suis peut-être un salaud, mais au moins, je suis un salaud poli : je préviens avant de décevoir. »
Le gentil salaud 😘
Tamin’izahay mbola kely dia nikoty sipa tao amin’izany chat rta sy serasera karajia. Mandany 5000Fmg tam cyber pour avoir un rencard à l’aveugle sady mbola matahotra sao apetrapetrak’ilay sipa 😂
Cette sensation:
Mijanona ato an-trano dia taitra be tampoka hoe « Nankaiza ny zanako teo?»
kay mou ilay zanako efa manomboka miditra mianatra. 😂😭
1
65
Ianareo mieritreritra fa hoe tsy maintsy misy zavatra miseho foana rehefa miaraka matory ny lehilahy iray sy vehivavy iray… 🤔
Diso izany. Manambadia dia ho hitanao 🙃🤭
2
76
Afaka 20 taona any ho any izany dia hanaovana « Event Come back » koa ny fanaovana Karaoké?
Genre hoe retouvaille an’ny mpanao karaks teny Ankadifotsy, Ankatso, Ampandrana, Besarety…
Zahay mba table 13 azafady eo am le mahita olona mivoka sy miditra ny place tinay azafady.
2
62
Mba nanotany an’i Gemini aho hoe manao ahoana ny mensualités raha hanao prêt 2 Milliards amin’ny banque.
Valiny?
29 millions par mois pendant 15ans hono ny remboursement 😭😭
1
1
153
Fa mba iza loatra aza ny olona niteny fa rehefa mifamaly amin'ny MP dia tsy ampiasaina ny emoji ? 🤔
59



