Jentilisa (@jentilisa) header
Jentilisa (@jentilisa) profile picture

Malagasy Blogger, Malagasy Lingua Manager and translator at Global Voices. Tweets mostly in malagasy...

Madagascar
Joined June 2009
Photo by Jentilisa (@jentilisa)Photo by Jentilisa (@jentilisa)Photo by Jentilisa (@jentilisa)Photo by Jentilisa (@jentilisa)Photo by Jentilisa (@jentilisa)Photo by Jentilisa (@jentilisa)Photo by Jentilisa (@jentilisa)Photo by Jentilisa (@jentilisa)Photo by Jentilisa (@jentilisa)Photo by Jentilisa (@jentilisa)
Tantarao Isan'Andro (T.I.A): Tany mampitsiriritra loatra maha-te haka? jentilisa.blogspot.com/2026/…
2
151
Tantarao Isan'Andro (T.I.A): Manoloana ny rivodoza na loza voajanahary hafa jentilisa.blogspot.com/2026/… Andao mba hampihatra ny fenitra iraisampirenena amin'izay na fenitra ambonin'izay aza raha ny tokony ho izy.
1
1
86
Mbola tsy sahy mandevina alakamisy ve? jentilisa.blogspot.com/2026/…
1
84
Naato ny kaontiko FB. Noho ny fanohanana ny vahoaka iraniana angamba, sa hevitra politika inona no tsy nety?
58
Lahatsoratra vao maraina iarahabana antsika. Misy resaka taombaovao malagasy ihany koa ato: jentilisa.blogspot.com/2026/…
56
Tantarao Isan'Andro (T.I.A): Mitatatra ho an'ny soa iombonana jentilisa.blogspot.com/2025/…
1
1
124
Tantarao Isan'Andro (T.I.A): Ny tantaran'ny fampianarana teto Madagasikara jentilisa.blogspot.com/2025/… fitaovana politika hatrany efa 200 taona mahery izao...
1
98
Tantarao Isan'Andro (T.I.A): Ireo nitranga tamin'ny herinandron'ny 19-25 oktobra 2025 jentilisa.blogspot.com/2025/… Inona koa ireo malaza nefa tsy voasoratra ato?
56
Tantarao Isan'Andro (T.I.A): Sata manokana, minisitera manokana...Fototry ny tsimatimanota jentilisa.blogspot.com/2025/… Manana ny rariny ve ireo mitokona any amin'ny minisitera any amin'izao fotoana? Tombontsoa manokana sa zo fototra no takìna?
1
60
Tantarao Isan'Andro (T.I.A): Andraikitra tara roa taona jentilisa.blogspot.com/2025/… Nampiasa ny "baïonnette intelligente" ny tafika.
1
1
100
voicesofordemocracyandjustic… Miainga amin'ny antso hamahana ny olan'ny jiro sy rano ihany koa no hitranga eto Madagasikara. Rehefa tsy mihaona ny lalàna sy ny rariny dia alonalona fotsiny ihany ny fitoniana. Lasa tsy mandeha amin'izay laoniny ny demôkrasia.
51
Tantarao Isan'Andro (T.I.A): Sri Lanka, Bengladesh, Nepal, Timor-Leste, Indonesia, Philippines... jentilisa.blogspot.com/2025/…
71
Tantarao Isan'Andro (T.I.A): Iraisampirenena: rotaka tao Nepal, voatsoka ny governemanta jentilisa.blogspot.com/2025/…
31
Tantarao Isan'Andro (T.I.A): Lanonana fanangonam-bola hanarenana lalana Lazaina-Isahafa, Tetikasan'olompirenena miara-miasa amin'ny Kaominina hanaingàna ny fanatsarana ny lalana tsy hampibolisatra rehefa avy orana... jentilisa.blogspot.com/2025/…
38
Tantarao Isan'Andro (T.I.A): Ny Misiterin'ny fandringanana tao Ambiky nahafolaka ny Ampanjaka Toera na Andriamilafikarivo jentilisa.blogspot.com/2025/…
1
36
Tantarao Isan'Andro (T.I.A): Manan-jò feno ny Filoha jentilisa.blogspot.com/2025/… fa anjarany ny mizàka ny vokatra rehetra avy any fa tsy hanilika indray!
1
108